• Alatsinainy 30 Septambra 2024
Tahina Razafinjoelina. «Mila mahay mitantana, mangaraharaha, matoky ny Malagasy»

Raha sitrapon’Andriamanitra ka voaray ny firotsahan-kofidiana dia vinan’antoko efa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2024
Politika eto Madagasikara. «Lasa toy ny fampianarana haivarotra»

Lasa toy ny fampianarana haivarotra na "Marketing" ny fampiofanana na fianarana politika eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2024
Rivo Rakotovao. Voasakan’ny Pro-Siteny tsy hitondra ny anarana Firaisankina

Niitatra ary tsy nety niravona ny fifandirana teo amin’i Rivo Rakotovao izay nanantena ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2024
15 taona mahery nahazoana fitondrana. Tsy nahavaha fa vao mainka nahatonga olana maro

Hatramin’ny tetezamita 2009-2013 ka hatramin’izao no azo lazaina ho nisy tanan’izany Andry Rajoelina izany hatrany ny fitondrana nifandimby teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2024
Fifidianana stratejika indrindra. Anio mifankahita ho an’Antananarivo !

Ho fantatra anio ireo « surprise » na zavatra tsy ampoizina mikasika ny firotsahan-kofidiana ben’ny tanàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2024
ANTANANARIVO RENIVOHITRA. Mijoro i Tahina RAZAFINJOELINA

Tsotra, marina, mahomby. Izay no teny filamatra mampiavaka azy ary mora nahatadiavan'ny rehetra an'i Tahina Razafinjoelina,

Hamaky ny tohiny
FTT