• Alakamisy 19 Desambra 2024
Boriboritany faha-4 Antananarivo renivohitra. Tompondakan’ny fampiasana « ordonnances » tamin’ny fifidianana

Kaominina miisa 427 izany hoe 25,2 %n’ny kaominina eto Madagasikara no nahitana mpifidy nampiasa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2024
Roland Ratsiraka. «Tsy ekenay ny tsy maty manota !»

Lehiben’ny fokontany mihoatran’ny 20 isa no tratran’ny mpifidy, ny mpanara-maso na «superviseur»

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2024
Fifidianana feno hosoka. Hitory miaraka amin'ny porofo rehetra ny Ivotoeran'ny Fahamarinana

Mandray fitarainana samihafa toy ny tsindrihazolena, fanararaotam-pahefana,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2024
Kianjan’ny 13 may tsy azo hanaovana hetsika intsony. Porofo goavana amin’ny fitotonganan’ny demokrasia

Ny faran’ny taona 2018, rehefa nambara tamin’ny fombam-pitsaràna manetriketrika tao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2024
Tahina Razafinjoelina. «Manao politika ho an’ny Firenenay izahay fa tsy ho an’ny hafa»

Mitohy hatrany ny fanenjehana sy fanasorom-potaka ny Filohan’ny Antoko Tia Tanindrazana Tahina Razafinjoelina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2024
Antoko TIM. « Tsy izahay no resy fa ny fahamarinana sy ny vahoaka »

Enina andro taorian’ny fahavitan’ny latsa-baton’ny fifidianana ny 11 desambra 2024 teo,

Hamaky ny tohiny
FTT