• Alatsinainy 23 Desambra 2024
Toe-draharaha mafampana. Nampitenenina ny Emmo-Nat…

Mitandro hatramin’ny farany ny filaminana mialoha sy mandritra aorian’ny fifidianana ny hery fiarovana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Desambra 2024
Talatan’i Volonondry. Manohitra ny fanatsimbadihana voka-pifidianana

Nisy omaly ny fanambarana nataon’ny kandida Toky Rakotondrazaka notronin’ny vahoaka tao Talatan’i Vonolondry.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Desambra 2024
RAIAMANDRENY ARA-DRAZANA AO FARAFANGANA. Miantso ny CENI mba tsy hamadika ny voka-pifidianana

Miantso ny voamiera mahaleo tena misahana ny fifidianana na ny CENI ao Fianarantsoa tsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2024
Niresaka momba ny fifidianana ny KMF.CNOE

Natsikafon’ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena nanoloana ny mpanao gazety avokoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2024
Milaza ho samy mandresy, samy hanao fety. Mitohy ny fifanandrinan’ny TIM sy ny TGV

Miantso ny mpomba an’i Tojo Ravalomanana mba hanao fety fa aminay dia efa mandresy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2024
5 taona nitondran-dRajoelina. Potika ny toekarena, niha nahantra ny Malagasy

Nisy fisondrotany 30 ka hatramin’ny 100% ny vidin’entana eny an-tsena tato anatin’ny 5 taona. Tena voakasika mivantana amin’io ny sakafo toa ny vary , hena,

Hamaky ny tohiny
FTT