• Zoma 27 Desambra 2024
Fifidianana maloto sy tsy azo antoka…. Fanjakana tsy mahomby mahatafiditra ben’ny tanàna 1000

Niverina azo tsidihina sy jerena ny tranonkalan’ny CENI taorian’ny fanakatonana azy nanomboka ny 21 desambra lasa teo rehefa nisy valim-pifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2024
Antenimierampirenena. Afa-baraka ho fieren-jiolahy !

Niakatra fampanoavana omaly ireo voarohirohy tamin'ny raharaha trafikana sokatra saron’ny zandary teny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
Fiarovana ny safidim-bahoaka. Daroka lakrimozenina sy fisamborana no setriny

Nitohy ny 24 desambra iray andro nialohan’ny krismasy ny hetsiky ny vahoaka manohitra ny fitsimbadihan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
Fifidianana maloto, krizy,. fahantrana,… Mbola haharitra 5 taona ve ny Fitondrana Rajoelina ?

Sarintsarim-pitoniana politika no misy ankehitriny ao anatin’izao vanim-potoanan’ny fety izao fa tsy tena misy ilay « trêve politique».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
Na hiditra any amin’ny repoblika faha 5 aza!. «Izao mihitsy no tokony hanaovana fifanarahana politika»

Tsy ny mpisehatra politika ihany no manao fanambaràna izao, hoy ny Randrana sendikaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
Taorian’i Tahina R sy Tojo R. Depiote 2 lasibatry ny horonam-peo sy sary namboamboarina

Fomba fiady politika nampiasaina tato ho ato indray ny fampiasana horonam-peo sy horonan-tsary atambatambatra

Hamaky ny tohiny
FTT