Politique

Fankalazana ny faha-15 taonan’ny TIM Nanome toromarika ny Distim Boriborintany faha-6


  • Zoma 30 Jona 2017

Nialoha ny fanamarihana ny fetin’ny Asaramanitra ny 26 jona teo, dia namory ireo mpitarika ny FOKOTIM 31 mandrafitra ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra sy ireo

 

 mpitarika fikambanana tsotra vonona hanohana ny filohan’ny antoko, Marc Ravalomanana, teny Anosisoa Ambohimanarina ny DISTIM Boriborintany faha-6 notarihan’ny filohany Atoa Rafiliberasoa notronin’ny SG DISTIM sy ny CM ary ny filoha lefitra faha-2 ny Boriborintany sy Rtoa depiote Rasoanoromalala Marie Horace. Toromarika momba ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny antoko TIM izay hotanterahina  ny sabotsy 8 jolay 2017 ho avy izao etsy Mahamasina no fototry ny dinika ka fantatra tamin’ireo kabary fohy nifandimbiasan’ireo nandray anjara fitenenana fa efa vonona tanteraka ny DISTIM Boriborintany faha-6 sy ny FOKOTIM eny amin’ny fototra fa dia miandry fotoana sisa ny rehetra.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT