• Alatsinainy 24 Martsa 2025
Mpandraharahan’ny fonja. « Anisan’ny miantoka ny fahamarinan-toeran’ny Firenena izahay ! »

Hentitra ny mpandraharahan’ny fonja amin’ny alalan’ny Sendika SPAPM

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Martsa 2025
Fandriampahalemana.Mpanendaka eny Itaosy 16 lahy no tratra ny faran’ny herinandro teo

Hitanay ireny antsoantsonareo ireny, hoy ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena ao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Martsa 2025
JIOLAHY EFA NIGADRA, NANJAKA TENY ALASORA. Lavon’ny balan’ny USI

Lavon’ny balan’ny USI ny jiolahy rain-dahiny iray mpampihorohoro ny mponina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Martsa 2025
TELOLAHY KELY TSY AMPY TAONA. Mahavita mamaky trano, fiangonana, cash point,…

Mihanaka ny fahantrana eto amintsika. Betsaka ireo ankizy efa tsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Martsa 2025
TRAFIKANA "BAOBABS NAINS". Olona miisa 2 no voasambotra tao Mahajanga

Vehivavy iray 52 taona sy lehilahy 25 taona no voasambotry ny Polisin'ny FIP tany Mahajanga,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Martsa 2025
Fiarahamonina feno herisetra. Efa nilazaozan’ny fanahy tsara ve ny Malagasy

Tena miaina anaty fiarahamonina feno herisetra ny ankamaroan’ny Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT