• Alatsinainy 12 Septambra 2022
Fampianarana.Sekoly ambony IMGAM “Aza miandry tolorana asa fa manangana orinasa”

Niampy 1500 mianadahy indray ireo tanora manam-pahaizana eto amintsika. Tena mila sy mitaky manampahaizana tahaka izany ny firenena Malagasy raha araka ny fanazavan-dRakotoson Martin, filoha tale jeneralin’ny sekoly ambony IMGAM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Fampianarana.Oniversiten’i Fianarantsoa Mitaraina ho tsy misy mpijery ireo mpianatra

Mangataka sy manantena ireo Raiamandreny sy fitondrana ary ireo izay malala-tanana mba hijery akaiky izao voina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Fampianarana.CNTEMAD Havadika ho oniveriste nomerika

Raha fianarana hampitain-davitra no nahafantarana ny sekoly ambony CNTEMAD etsy Ankaditapaka hatramin’izay dia fantatra fa havadika ho oniversite nomerika izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Fampianarana.Oniversite tojo olana isan-taona Miandry grevy foana ve vao hamoaka vola ?

Mandroso ireo dingana fikarakarana ny vatsim-pianarana volana faha-7, faha-8 ary faha-9, hoy ny Minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa tamin’ny alalan’ny Tale misahana ny vatsim-pianarana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2022
Fampianarana.Oniversiten’I Fianarantsoa May ny trano fianarana

Nitohivakananyfahamaizanatoera-manan-tantaratetoamin’nyfirenenatato ho ato. May indraykoanysabotsyteonytranofianaranataoamin’nyoniversiten’iFianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2022
Fampianarana.Fitakiana vatsim-pianarana eny Ankatso Hiroso amin’ny dingana ambony kokoa ireo mpianatra

Nandoro kodiarana, niorakoraka, nisiotsioka, nidina an-dalambe teo Ankatso indray omaly maraina ireo mpianatry ny

Hamaky ny tohiny
FTT