• Alatsinainy 22 Jolay 2024
FANADINANA BAKALOREA. Mihena hatrany ireo misafidy ny sokajy siantifika

Miisa 218.359 ireo mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana Bakalorea manerana ny Nosy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2024
Barikadimy, Maninday, Ankatso. Niara-nirefotra ny grevy, 8 voasambotra

Sorena ny olona, tapatapaka ny jiro ! Tezitra ny mpianatra, ka raikitra ny fandorana kodiarana sy ny tora-bato tany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2024
Fifaninana Robotika hatao any Dakar. Efa resabe indray vao nivaha ny olan’ny solontenantsika

Miverina matetika ny olana eo amin’ny fiantohana ny solontena Malagasy amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2024
IT College. Manomana ireo mpianatra ho manam-pahaizana amin’ny informatika

Anisan’ireo mandray anjara ao amin’ny Madagascar School Expo eny amin’ny Radisson

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2024
MPIANATRA AO BARIKADIMY TOAMASINA. Takian’ny sasany ny tsy hikambanany trano amin’ny foko hafa

Roa herinandro amin’ity herinandro diavintsika ity ny grevin’ireo mpianatra ao Barikadimy Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2024
Toamasina. Mpianatra 29 voasoloky, tsy afaka hiatrika bakalorea

Mpianatra 29 avy amin’ny sekoly tsy miankina iray no tsy afaka hiatrika ny bakalorea

Hamaky ny tohiny
FTT