• Alatsinainy 30 Septambra 2024
Ampy izay ny fanabadoana vahoaka !. Ao anatin’ny hazakazaka ara-pifidianana tanteraka isika izao.

Andrasana amin’ity anio ity ny lisitry ny kandida ankatoavin’ny rafitra mpandray ny antontan-taratasy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2024
Milalao afo!. Milalao afo! Izay ankehitriny no azo ilazàna ny fihetsika

politikan’ireo mpanao politika eto amin’ity firenena ity, indrindra moa fa ny eo anivon’ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2024
Mila politika mampandroso amin’izay !. Roa andro sisa ananan’ireo kandida handray anjara amin’ny fifidianana ben’ny tanàna,

izay isan’ny tena manakaiky vahoaka indrindra, raha eo amin’ny firafitry ny vondrom-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
Mpitondra firenena sa mpitondra seza?. Fanontaniana matetika niverimberina teto, nisy fotoana, ny hoe

mbola misy mpitondra ve eto?» na koa hoe «mbola misy mpitondra ve ity firenena ity?».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2024
Sao dia mba efa ampy izay e ?. Todihana ny lasa dia banjinina ny ho avy mba hahafahana manatsara kokoa hatrany !

Azo ampiharina io amin’ny lafin-javatra maro io, indrindra fa ny fitondrana sy fandrindrana ny fiainana ho avy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2024
Mila rivo-baovao ny firenena !. Isan’ny mitana ny sain’ny mpanara-baovao indrindra fa ireo mpanaraka

raharaham-pirenena ny mikasika ny fifidianana ben’ny tanàna ho avy io.

Hamaky ny tohiny
FTT