- Alarobia 04 Aogositra 2021
Edito.Zatra ny làlan-dririnina…
Fomba fitenin’ny Malagasy hatramin’izay ny hoe: “zatra ny làlan-dririnina ka na efa fahavaratra avy no manao hitsin-dàlana”.
Hamaky ny tohinyFomba fitenin’ny Malagasy hatramin’izay ny hoe: “zatra ny làlan-dririnina ka na efa fahavaratra avy no manao hitsin-dàlana”.
Hamaky ny tohinyNandeha ny fampanantenana na fampahafantarana. Nampahatsiahy ny haino aman-jery. Notanterahana ny ampahany tamin’ilay fampanantenana na fampahafantarana.
Hamaky ny tohinyValalanina tanteraka amin’ny sangodim-panina politika eto amin’ny tany sy ny Fanjakana ny vahoaka Malagasy. Tsy fantatra intsony izay marina sy diso eo anatrehan’ny resabe maro samihafa.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ity fitondrana Rajoelina ity no betsaka indrindra ny toe-javatra mamohehitra na “scandales” miseho. Toa niniana tsy noraharahiana, ary niaraha-naheno teto ny hoe: “izahay aloha izao no mitondra”. Fady
Hamaky ny tohinyEfa ny mpiaradia amin’ny fitondram-panjakana mihitsy izany izao, mba tsy ilazana hoe ny samy ao anaty fitondrana, no miaiky fa tsy ny mpanohitra azy ireo loatra no sakana
Hamaky ny tohinySasatry ny mamaha krizy ny Fanjakana ankehitriny. Ny eo tsy miravona, ny eo misosoka ihany! Tamin’ity Fitondrana ity angamba no betsaka indrindra ny toe-javatra mamohehitra na kisampontsampona miseho.
Hamaky ny tohiny