- Alakamisy 19 Novambra 2020
Edito.Very lalan-kombana
Vory vahoaka tsy nisy toy izany ny faritra maro teto Madagasikara tamin’iny herinandro iny.
Hamaky ny tohinyVory vahoaka tsy nisy toy izany ny faritra maro teto Madagasikara tamin’iny herinandro iny.
Hamaky ny tohinyVita iny ny lalao lehiben’ny Barea, izay nandrasan’ny Malagasy tsivakivolo.
Hamaky ny tohiny60 taona izao no nahazoan’ity nosy ity fahaleovantena. Nanomezana azy fahaleovantena moa izany ny marimarina kokoa. 60 taona koa anefa no nivoaran’ny fahantrany ka tonga amin’izao fahantrana lalina ilaharany amina firenena 5 monja izao.
Hamaky ny tohinyTsy milamina ny tany sy ny Fanjakana amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny60 taona mahery izany izay no nisian’ny kere teto amin’ity firenena ity. Mbola tsy mety foana sy tsy ahitam-bahaolana hatramin’izao izany.
Hamaky ny tohinyAoka izay ny fanomezam-bahana ny mpisoloky sy mpisalovana, hoy ilay mpahay tantara malaza izay, vao niandoha nanako io fikitihana ny rovan’Antananarivo sy fametrahana Colisée tao anatiny io.
Hamaky ny tohiny