- Alatsinainy 27 Febroary 2023
Edito.Lany henatra tokoa !
Lany henatra tokoa angamba no hany sisa azo ilazana ny fitondrana mijoro ankehitriny! Valalanina ianao maheno ireo horonam-peo mivoaka etsy sy eroa.
Hamaky ny tohinyLany henatra tokoa angamba no hany sisa azo ilazana ny fitondrana mijoro ankehitriny! Valalanina ianao maheno ireo horonam-peo mivoaka etsy sy eroa.
Hamaky ny tohinyMaha very fanahy mbola velona, araka ny famaritan’ny Ntaolo malagasy azy, na koa hoe maha valalanina tanteraka ankehitriny ny mandinika an’ity raharaham-pirenena eto amintsika ity.
Hamaky ny tohinyNisy fanovana ny endriky ny governemanta dia inona no zavatra mivaingana antenaina? Moa tsy efa fanindiminy na fanineniny nisy fikitihana fa aiza ho aiza ny vokatra?
Hamaky ny tohinyMahery vaika ity ny rivodoza. Manana hafainganam-pandeha izay azo lazaina hoe tsy niova, 35km isan’ora eo hatrany moa no voalaza.
Hamaky ny tohinyMbola lavitra an’ity Madagasikara malalantsika ity ny atao hoe fandrosoana. Amin’alahelo lehibe moa ny filazana izany ho an’ny tia tanindrazana kanefa rehefa mijery ilay fiainana sy fivelomana hany sisa mba misy eto amin’ity
Hamaky ny tohinyAm-bolana maro izay ary toy ny nezahana handindona ireo mpanara-baovao sy olompirenena maro ny fanovana ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta.
Hamaky ny tohiny