• Zoma 28 Oktobra 2022
Edito.Politikan-jaza?

Niova indray ny serasera, ka lasa fikaonandoha na fihaonamben’ny mpampiasa vola hijerena làlana ho an’ny fampandrosoana an’I Madagasikara indray, hono,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2022
Edito.Tompondakan’ny fihetsiketsehana

Raha fihetsiketsehana aloha dia tena mbola hita ho lohalaharana raha mitaha amin’izay rehetra efa nandalo teo alohany ny fitondrana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Edito.Samy manao izay tiany

Rehefa miteny ilay mpanakanto iray izay ao anaty fampisehoany ao hoe “samy manao izay tiany” dia tena tsy hifankandrenesana amin’izay fotoana izay ny mivoaka amin’ny vavan’ireo mpankafy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Edito.Tànana efa zatra mitsotra

Tahaka ny manantena afo amin’ny maty, raha ity Fitondrana volomboasary ity no heverina sy hinoana fa hanao fahagagana ka hanova famindra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Edito.Tsy azo antoka

Fanamby nambaran’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina teo anatrehan’ireo mpanapa-kevitra ara-toekarena sy rafitra manan-danja aty Afrika, Eoropa, ary ny avy any amin’ny Golf izay nandray anjara tamin’ilay Choiseul Africa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Oktobra 2022
Edito.Miandry vokatra

Mitohy hatrany ny fanehoana an-tsary ny dia sy ny hetsika ataon’ny mpitondra antsika ankehitriny. Io angamba efa azo sokajiana ho isan’ny tarazo tsy ho afaka intsony amin’ity fitondrana ity.

Hamaky ny tohiny
FTT