- Alatsinainy 20 Martsa 2023
Edito.Mikatso
Hisy sahy hilaza ve izao mbola tsy niainana teto mihitsy izao tontolo iainana ara-politika fohantsika mianakavy eto amin’ity Madagasikara ity ankehitriny izao?
Hamaky ny tohinyHisy sahy hilaza ve izao mbola tsy niainana teto mihitsy izao tontolo iainana ara-politika fohantsika mianakavy eto amin’ity Madagasikara ity ankehitriny izao?
Hamaky ny tohinyNalaza nandritry ny andro maro ny filoham-pirenena, praiminisitra hatramin’ireo minisitra nizara vary sy laoka sy vary cantonais na “riz cantonais”
Hamaky ny tohinyRaha ny tsy fahombiazan’ny mpitondra sy fitotonganan’ny firenena, ny fahatram-bahoaka mihalalina, ny fihemorana ara-toekarena,… izay tsy ahitan’ny mpitantana vahaolana,
Hamaky ny tohinyEkena fa azo sokajiana ho olo-malaza ny mpilalao kitra iray, indrindra, fa efa niaro ny voninahim-pirenena tao anatin’ny ekipam-pirenena no sady nanoratra tantara teto amin’ny firenena mihitsy.
Hamaky ny tohinyMandry an-driran’antsy sy tsy lavo loha ankehitriny ny vahoaka malagasy manoloana ny fitaintainana iainana isan’andro eto amin’ity firenena ity vokatry ny tsy fahatomombanan’ny sehatra rehetra.
Hamaky ny tohinyEfa voafaritra sahady ny teny tokana azo hanambarana ny zava-bitan’izao fitondrana izao tao anatin’izay 4 taona
Hamaky ny tohiny