- Alarobia 19 Aprily 2023
Edito.Miharihary an-kalamanjana
Depiote nisikotra oron’olona, governora voalaza ho nisafo tovovavy misionera vahiny, efa nisy ilay ben’ny tanana
Hamaky ny tohinyDepiote nisikotra oron’olona, governora voalaza ho nisafo tovovavy misionera vahiny, efa nisy ilay ben’ny tanana
Hamaky ny tohinyRaha nisy fitondram-panjakana nanana herijika sy tokony hahomby indrindra tamin’ny fitantanana firenena angamba dia ity fitondrana tarihin’ny Filoha Rajoelina ity.
Hamaky ny tohinyTsy mielina akory ny herinandro nisian’ilay kabary nataona depiote nalaza iray izay nahatafitohana olona maro,
Hamaky ny tohinyArakaraky ny maha am-potomoty ny faharavan’ny fanjakana iray no maha adaladala ny lalàna ao aminy, hoy mpanao politika sady mpanao lahabolana am-bava grika na mpisolovava talohan’i Jesoa Kristy, Cicéron, izay.
Hamaky ny tohinyMbola mandrimandry manana aretina aloha isika izao eo anatrehan’ny loza mitatao ho an’ny firenena. Sanatrian’ny vava haniry ratsy sy zava-doza fa raha izao zava-misy ara-politika,
Hamaky ny tohinyMafy ny fiainana. Mampikaikaika ny vidin’entana eny an-tsena. Tsy misy dikany intsony amin’izao fotoana izao izany 20.000 Ariary izany fa efa tokony ovaina hoe tapak’andro Ariary no iantsoana azy.
Hamaky ny tohiny