- Alarobia 03 Mey 2023
Edito.Vokisana serasera
Miroso mankaiza marina ity raharaham-pirenena eto amintsika ity? Inona no hitranga atsy ho atsy? Irariana mba ny hamisavisana ny ratsy no hiavian’ny soa,
Hamaky ny tohinyMiroso mankaiza marina ity raharaham-pirenena eto amintsika ity? Inona no hitranga atsy ho atsy? Irariana mba ny hamisavisana ny ratsy no hiavian’ny soa,
Hamaky ny tohinySamy efa saiky miaiky daholo izao ny herivelona misy eto amin’ny firenena na mpitondra io na mpanao politika na fiarahamonim-pirenena
Hamaky ny tohinyMbola samy mametra-panontaniana amin’ny hoavy politikan’I Madagasikara ny rehetra amin’izao ankatoky ny fifidianana izao.
Hamaky ny tohinyRehefa mijery an’ilay firenena amin’ny ankapobeny ianao amin’izao fotoana izao, mandinika ny zava-misy eny anaty fiarahamonina eny dia mivarahontsana tanteraka.
Hamaky ny tohinyRaha ny resaka natao teto izay dia efa misimisy ihany.Fa dia izao iaraha-mahita izao hoe mahantra ny firenena, miha mahantra ny vahoaka Malagasy.
Hamaky ny tohinyFomba firesaka matetika am-bavan’ny mpanao politika ny hoe: noho ny tombotsoa ambonin’ny firenena sy ny vahoaka Malagasy,
Hamaky ny tohiny