- Zoma 17 Aprily 2020
Actualités.Trafikana hazo Bolabolana voamboana 60 tao anaty lakana
Hazo voamboana 60 isa saika havoaka an-tsokosoko tao Mahajanga no tratra tany an-toerana ny talata 14 aprily teo rehefa nianga tao Antsahabingo.
Hamaky ny tohinyHazo voamboana 60 isa saika havoaka an-tsokosoko tao Mahajanga no tratra tany an-toerana ny talata 14 aprily teo rehefa nianga tao Antsahabingo.
Hamaky ny tohinyHetsika fanaon` ireo teratany Malagasy monina sy mila ravinahitra any Eoropa ny “Rencontre Nationale Sportive” (RNS).
Hamaky ny tohinyAro-tava 130 000 isa, vary 2 200 gony, menaka 32 500 tavoahangy, gels désinfectants 41 000 isa, savony 5 200 isa, baka miisa 610, baka misy kodiarana 3, sarety 3, afisy A3 COVID-19 miisa 720 000,
Hamaky ny tohinyZary lasa fiainan’ny maro hatramin’ny nanombohan’ny fihibohana no mankaty ny fandehanana dia an-tongotra ho an’ireo izay tsy maintsy mivoaka ny trano.
Hamaky ny tohinyMbola nolavina indray ny fangatahana fahafahana vonjimaika [LP] ho an’ny mpanao gazety Arphine Helisoa, raha ny fanazavan’ny mpisolovava azy tetsy Ankadifotsy, Willy Razafinjatovo na Olala, omaly.
Hamaky ny tohinyMbola tsy hita ny fiantraikan’ny fidinan’ny vidin’ny solika manerantany amin’izao fotoana izao raha ny eto Madagasikara araka ny fanazavan’ny Mpahay toekarena eo anivon’ny CREM, Rakotobe Vololonirina.
Hamaky ny tohiny