• Alakamisy 10 Septambra 2020
Actualités.Mpisandoka ho mpiasan’ny jirama Olona 2 no naiditra am-ponja

Olona roa nisandoka ho mpiasan'ny Jirama ka nahavita fampidiran-jiro tsy ara-dalàna sy namindra kaontera no voasambotra ny 03 sy 04 Septambra lasa teo teto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Actualités.Fita, fotteranaodrafitrasa … Nanome 36 tapitrisa euros ny Eoropeanina

ita sonia ny fifanarahana hoenti-manatanteraka programa roa vatsian’ny VoVndrona Eoropeanina vola mitentina 36 tapitrisa euros ho an’i Madagasikara, ka nisolontena ny Firenena Malagasy ny Minisitry ny toekarena sy ny vola Atoa Richard Randriamandranto.

Actualités.Kolikoly momba ny fitrandrahana ala Mandray fitoriana ny minisiteran’ny tontolo iainana

Manasa ny olom-pirenena ny eo anivon’ny minisiteran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy ankehitriny mba hitory eny anivon’ity minisitera ity raha misy olona mampanantena vola be hahazoana mitrandraka ala sy mamoaka hazo sarobidy na manao kolikoly momba izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Actualités.Parc A dasibe - Mantadia Isan’na mahy tenaliana ny Italianina

Manomboka misokatra ireo toeram-pizahantany manerana ny Nosy. Tsy andrin’ireo mpizahatany teratany Italianina efa teto Madagasikara hatramin’ny volana marts any nisokafan’ny valanjavaboaharin’Andasibe-Mantadia.

FTT