• Talata 15 Septambra 2020
Actualités.Ravelonanosy Bruno Nolavin’ny Fitsarana ny fangatahana fahafahana vonjimaika

Omaly no niakatra teny amin’ny Fitsarana ilay fangatahana fahafahana vonjimaika ho an-dRavelonanosy Bruno naiditra am-ponja ny 03 jona lasa teo noho ilay raharaha ady tany eny Antanandrano Ambohitrarahaba mirefy 34 ha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Septambra 2020
Actualités.Minisiteran’ny fahasalamana Notoloran’ny Fondation BOA fiara 6

Nanolotra fiara tsy mataho-dàlana fitondrana marary miisa 06 ho an’ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka ny « Fondation BOA » sy ny « Madagascar International Container Terminal Services » omaly ny 14 Septambra 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Septambra 2020
Actualités.Famarotana tany tsy ara-dalàna Misy tompon’andraikitra ambony voasaringotra

Sehatra iray ahitàna hosoka sy fisolokiana be indrindra ny fananan-tany. Misy no mahavatra mitondra taratasy fifampivarotana (acte de vente) mba handroahana olona amin’ny tany efa nokarakarainy an-taonany maro kanefa rehefa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2020
Actualités.Facebook Nisy nisandoka ny kaontin’ilay minisitra

Mivoatra tokoa angamba ny teknolojia ka mitombo isa ihany koa ireo trangana fisolokiana sy hosoka amin` ny tambajotra serasera. Tsy olon-tsotra intsony no lasibatra fa hatramina minisitra mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2020
Actualités.Tontolo iainana “Mifampiankina ny natiora sy ny olombelona”

“Mihena 68% ny harena voajanahary maneran-tany teo anelanelan’ny 1970 ka hatramin’ny 2016. Karazam-biby sy zavamaniry maro no efa lany tamingana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2020
Actualités.Etoile de Madagascar Tafiditra ao anatin'ireo lisitry UICN

Manodidina ny 1 200 ireo karazana « orchidée » misy eto Madagasikara ary tsy misy afa-tsy eto amintsika ihany koa ny 90% amin’izany.

Hamaky ny tohiny
FTT