• Zoma 12 Martsa 2021
Actualités.Kaominina Ivato Hofehezina tsy hiparitaka ny covid 19

Mitombo isa ireo olona tratry ny valan’aretina Covid 19 mandalo eny anivon’ny CSB II ao anatin’ny kaominina Ivato,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Martsa 2021
Actualités.Kaominina Talatamaty Hiompana amin’ny fanamboarana foto-drafitrasa

Betsaka ireo kaominina sahirana tamin’iny taona 2020 iny vokatry ny fandalovan’ny valan’aretina covid 19 teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Martsa 2021
Actualités.Vehivavy manana fahasembanana Miantso ny fanjakana mba hijery ny zon’izy ireo

Tsy tambo isaina ny olana iainan’ ireo vehivavy manana fahasembanana eny anivon’ny fiaraha-monina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2021
Actualités.Raharaha trangam-panolanana “4% hatreto no tonga eny amin’ny fitsarana”

Mijoro hatrany ho mpiaro ny zon’ny vehivavy eto Madagasikara ny filankevitra nasionalin’ny vehivavy eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2021
Actualités.Maripana ambony indrindra Manodidina ny 24 ka hatramin’ny 36̊C

Manodidina ny 24 ka hatramin’ny 36̊C ny maripana ambony indrindra mandra-pahatongan’ny 14 martsa izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Martsa 2021
Actualités.Faritra Analamanga Namboly hazo ny vehivavy

Nentina nankalazana ny andron’ny 8 martsa 2021, mifandraika amin’ny lohahevitra fankalazana :

Hamaky ny tohiny
FTT