• Zoma 02 Jolay 2021
Actualités.Minisitry ny paositra « Lainga avokoa no ambaran’ireo mpitokona »

Nilaza ny heviny manoloana ny fitakian’ny sendikan’ny mpiasan’ny Paositra omaly, ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jolay 2021
Actualités.Arivonimamo Voasambotra ilay mpisoloky fa mahatafavoaka voafonja

Lehilahy iray 43 taona milaza ho mahavita mamoaka olona ao amin’ny fonjaben'Arivonimamo no tratra rehefa ela nisolokiana tamin’olona raha araka ny vaovao azo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jolay 2021
Actualités.Andavamamba Namono tena nihanika andrin-jiro ilay lehilahy

Lehilahy iray no niakatra teny ambonin’ny andrin-jiron’ny JIRAMA omaly maraina teny Andavamamba. Olona namono tena izy io raha araka ny vaovao azo saingy ny antony no tsy fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jolay 2021
Actualités.Paositra Malagasy Antaninarenina “Noroahin’ny mpiasa ny minisitra”

Tsy manaiky ny fizarana ny paositra ho orinasa 3 samihafa ny mpiasan’ny paositra Malagasy ka nitokona teo an-tokontanin’ity orinasam-panjakana ity tetsy Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jolay 2021
Actualités.Kaompanian-tsolika manao izay tiany “Tokony haverina ny SOLIMA !”

Tsy hijanona mihitsy ny menomenontsika malagasy ary hilaza ny teo aloha ho tsara foana isika, hoy ny mpahaitoekarena, Jean Jacques Ratsietison,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jolay 2021
Actualités.Fitrandrahana elodrano eto Madagasikara Mampiasa zaza tsy ampy taona marobe

Efa nanomboka tamin’ny taona 2007 no niroso tamin’ny fitrandrahana ny elodrano isika eto Madagasikara. Any amin’iny faritra Anosy sy Androy iny no tena ahitana izany izay ahitana zaza tsy ampy taona

Hamaky ny tohiny
FTT