• Zoma 14 Janoary 2022
Actualités.Orinasa JIRAMA Mitady « releveur »

Mitady mpanamari-jiro sy rano na “releveur” amin’izao fotoana izao ny orinasa Jiro sy rano Malagasy na JIRAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2022
Actualités.Andekaleka efa tsy mandeha Migafy ihany koa ireo mpamatsy solika

Fotodrafitrasa mpamokatra herinaratra avy amin'ny riandrano izay mamokatra 90MW Andekaleka, izay isan’ireo hany tena tantanan’ny Fanjakana, latsaky ny 10 ariary ny vokatra 1kWh.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2022
Actualités.Raharaha volamena 49 kg Hitondra vokatra ve ireo iraka lasa any Kaomoro ?

Niazo an’i Kaomoro omaly ny delegasionina Malagasy tarihin’ny Minisitry ny fitsarana Atoa Imbiki Herilaza, ny Tale jeneralin’ny ladoany Ernest Lainkana Zafivanona,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2022
Actualités.Vahaolan’ny delestazy Fitanisana olana sy fanilihana ny rihitra hatreto

Ritina any amin’ny resaka fandorana niniana natao ny olana miseho any Andekaleka. Tsy misy mandà izany, ary adidin’ny Fanjakana sy zony ny mampisambotra ireo ambara fa tompon’antoka tamin’ny asa ratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2022
Actualités.Famokarana herinaratra Jona 2022 vao tena hilamina Andekaleka

Nambara omaly fa hisy ny milina faha-4 manana tanjaka 34MW hapetraka ao Andekaleka amin’ny volana ho avy io mba hampiakarana ny famokarana mamatsy an’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT