• Talata 01 Martsa 2022
Actualités.Ampamoakan’i Fanirisoa Ernaivo “Volamena 40kg indray no tonga any Dubaï “

Ankoatra ilay volamena 2,2 kg tratra tany Kaomoro tamin’ny herinandro ambony, dia nisy volamenanivoaka tany Dubaï ny zoma 18 febroary, hoy ny ampamoakan’i Fanirisoa Ernaivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Actualités.Fidorohana eto an-drenivohitra Mahalafo heroine 30 fonosana isan’andro ny mpamatsy iray

Tena miparitaka ny zava-mahadomelina mahery vaika heroine eto an-drenivohitra. Raha araka ny fanadihadiana natao tamina lehilahy iray 44 taona mpamatsy izany , monina eny Antohmadinika ,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Actualités.Masoivoho Rosianina eto Madagasikara Miezaka mamafa ny fanaratsiana ataon’ny Tandrefana

Namoaka fampitam-baovao ny Masoivohon’ny Federasionina Russie eto Madagasikara Andrey Andreev omaly, fa nisy ny fihaonany tamin’ny Minisitry ny raharaham-bahiny sady Lehiben’ny Diplaomasia Malagasy Patrick Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Actualités.Miarinarivo Itasy Vehivavy 10 naolan’ilay lehilahy, maty avokoa ny 4

Tsy hay intsony na midoroka zava-mahadomelina na manao zavatra hafa ity lehilahy iray 49 taona monina any amin’iny faritra Miarinarivo Itasy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Actualités.Hotely anaty rano etsy Andranotapahana Efa ho 4 taona izao tsy nahitana taratasy fahazoan-dalana

Ahitana trano iray miorina anaty rano ao anatin’ny farihin’Andranotapahana efa ho 4 taona izao. An-kavanan-dalana izy io raha hiakatra ho any Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Febroary 2022
Actualités.Conseil National des femmes de Madagascar Hanampy ireo vehivavy lasibatry ny rivo-doza

Hijery manokana ireo vehivavy lasibatry ny rivo-doza Batsirai tany amin'iny faritra atsimo atsinanan'ny Nosy iny ny fikambanana Conseil National des femmes de Madagascar (Cnfm) tarihin'ny filoha nasionaliny Rtoa Estelle.

Hamaky ny tohiny
FTT