Actualités

ANDEKALEKA Manomboka mamokatra ilay milina G1


  • Talata 07 Jona 2022

Efa manomboka mamokatra ilay milina G1 ao Andekaleka raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny JIRAMA hahafahana miady amin’ny delestazy. T

ontosa soa aman-tsara ny fanaraha-maso ireo kipitsopitsony rehetra mialohan’ny fampandehanana io milina G1 io ka niroso tamin'izany ny teknisiana nanomboka omaly maraina.Tamin'ny 8 ora sy 35 minitra no nanomboka nanaovana andrana io milina io ary 14MW no vokatra nomeny manampy ireo milina roa hafa efa mandeha, G2 sy G3 ka manome vokatra mitontaly 71MW. Mbola arahi-maso tanteraka ny milina hahafantarana marina ny tanjaka tokony ho zakany mba hisorohana indray ny mety ho fahasimbany. Tanjona ny hanatsarana hatrany ny famokarana herinaratra eto an-drenivohitra sy ny manodidina.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fanaraha-maso
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT