• Zoma 22 Jolay 2022
Actualités.Trafikana volamena 2 kilao latsaka tratra tany Nosy Be

Mitohy ny trafikana harem-pirenena. Volamena milanja 1,795 kg indray no tratran'ny mpiasan'ny fadintseranana tao amin'ny seranam-piaramanidina tao Nosy Be omaly 21 jolay 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Actualités.Trosa 90 tapitrisa dolara amin'i Inde Tafiditra ao anatiny ny resaka "bus" be

Nankatoavin'ny Filankevitry ny Minisitra ny alarobia 20 jolay 2022 ny hirosoana amin'ny famatsiam-bola avy amin'ny Governemanta Indiana amin'ny alalan'ny EXIMBANK any Inde,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Actualités.Filohan’ny antenimieram-pirenena Nampionona ny fianakavian’i Rak Roots

Nandefa teny fampiononana ho an’ny fianakavian’ny mpanakanto Rak Roots ny filohan'ny Antenimierampirenena, ny depiote Christine Razanamahasoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
Actualités.Kortezin’ny Praiminisitra Saika voadonan’ny lamasinina…

Nisy akom-baovao azo omaly hariva, fa saika tra-doza tetsy Ankadimbahoaka ny tandrozotram-piara nitondra sy nanaraka ny Praiminisitra Lehiben’ny governemanta Atoa Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
Actualités.Hirifirin'ny hatsiaka amin'izao Nitovy tamin'ny niainana tamin'ny taona 2013

Tena tafiditra tanteraka ao anatin'ny aty ririnina isika eto Madagasikara ankehitriny. Ankoatra ny varatraza izay mandrafitra ny toetr'andro eto amintsika mantsy izay ahitana ranon'orana dia mandrivotra ihany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
Actualités.Administratera sivily maty tao Antanimora Nanameloka ny PAC ny Filohan’ny SYNAD

Nisy omaly ny horonan-tsary mivantana nataon’i Paolo Raholinarivo Filohan’ny SYNAD (Syndicat des Administrateurs Civils de Madagascar) niainga teny amin’ny Fonjan’Antanimora,

Hamaky ny tohiny
FTT