• Alakamisy 28 Jolay 2022
Actualités.Ministeran’ny raharaham-bahiny Tsy nanontaniana ny hevitray, hoy ny sendika

Gaga sy talanjona mafy ireo mpiasa mivondrona ao anatin’ny SEMPIMIRA na ny Sendikan’ny mpiasa eo anivon’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny omaly raha nahare ilay filazana avy amin’ny ministera fa efa miverina amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Actualités.Hasarotina ny fidirana aty Madagasikara Hakatona amin’ny mpizahatany mihitsy ve?

Tena mitady izay hidiantsika amin’ireo mpizahantany ve no tanjona? Ho aty madagasikara irery no mila mandany fotoana sy mandany vola ireo mpandeha no tsy maintsy mbola manao fitiliana PCR handaniana 1 hetsy ariary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Actualités.Pasipaoro elektronika Manao atso tolo-barotra ny Fanjakana

Nankatoavin'ny Filankevitry ny Minisitra omaly 27 jolay 2022 ny firosoana amin'ny fanaovana tolo-bidy iraisam-pirenena hanamboarana ny pasipaorom-pirenena malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Actualités.Sahan’i Tsingoritelo “Nambolena ala honko 5000 isa”

Tontosa ny 26 jolay 2022 teo ny andro iraisampirenena ho an’ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny fikoloana sy fitehirizana ala honko.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Actualités.Roland Ratsiraka Tsy hijanona raha tsy mivaha ny olana…

Mitohy hatrany ny fanitrikitrihan’ny solombavambahoakan’i Toamasina I, Roland Ratsiraka, fa tsy ara-drariny ny fitantanana ny fihariana lavanila eto amin’ny firenena ataon’ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Actualités.Haintrano tetsy Ankadifotsy Olona am-polony no tsy manan-kialofana

Nitrangana haintrano omaly folakandro teny Ankadifotsy, Boriborintany fahatelo. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia trano hazo no niandohan’ny afo.

Hamaky ny tohiny
FTT