Actualités

Antsohihy Misy anti-dahy mampitsoaka ireo tovovavy mpianatra ?


  • Talata 04 Oktobra 2022

Anti-dahy iray voalaza fa tompon’andraikitra amina sekoly tsy miankina iray ao Antsohihy no fantatra amin’izao fotoana izao fa mampitsoaka ireo tovovavy mpianatra any an-toerana.

Raha araka ny fantatra mantsy dia tsy manaiky mihitsy io anti-dahy io fa manadala hatrany ireo tovovavy kely mpianatra mba hiaraka aminy ka rehefa tsy azony moramora ireto farany dia rahonany mihitsy fa izy no manome naoty any amin’ny bakalorea ka mety tsy ho afaka izany miseho ho miavonavona. Tovovavy kely iray vao 17 taona monja indray no lasibatr’izany tamin’ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny fantatra hatrany moa dia maro tamin’ireo tovovavy kely mpianatra tao amin’ity sekoly ity no voatery nitsoaka an-daharana mihitsy vokatr’izay fikasan-dratsin’ity mpampianatra anti-dahy iray ity.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Famindrana mpivarotra
  • Talata 12 Mey 2026

eny amin’ny Petite Vitesse

  • ROVAN' AMBOHIDRATRIMO
  • Talata 12 Mey 2026

Hanomboka tsy ho ela ny

  • Mbola tazonina i Naivo Raholdina
  • Talata 12 Mey 2026

« Afera fangalarana tany maro

  • Filazana fa tsy mahazo
  • Talata 12 Mey 2026

mitsabo tena i Rinah

  • TSENA ETSY AMIN'NY
  • Talata 12 Mey 2026

TETEZAN' AMPASIKA

  • Tontolon’ny fitsarana
  • Talata 12 Mey 2026

Tafapetraka ireo tonia mpampanoa lalàna ambony,

Hijery ny tohiny
FTT