• Alarobia 24 Aogositra 2022
Actualités.Boky “Dinik’asa ho an’ny taranaka” Ho ampahafantarin’ny CEDS ny zoma izao

Ho ampahafantarina ny zoma 26 aogositra izao eny Androhibe ny fivoahana sy mombamomba ny boky mitondra ny lohateny hoe “Dinik’asa ho an’ny taranaka”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2022
Actualités.Fanaovana Taratasim-bola tsy misy antoka Karohana fatratra i Retovone Mirna Donnetine

Vehivavy iray no nanjavona tanteraka rehefa naka entan'olona ary nomeny taratasim-bola tsy misy anto-bola ilay tompon'entana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2022
Actualités.Fatim-behivavy hita teny mamamba Heverina ho vono niniana natao

Nahitana fatim-behivavy iray manodidina ny 35 taona omaly maraina teny Mamamba Ambohibao. Raha araka ny vaovao azo dia mbola hita teny amin;ity vehivavy ity avokoa ny ny volany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2022
Actualités.Korontan’ny asa eto Madagasikara “Tokony ho voafehin’ny minisitry ny asa”

Tsy misy izany karama mihena izany, hoy ny sekretera jeneralin’ny Randrana sendikaly, Barson Rakotomanga, fa mety hiteraka korontana be izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2022
Actualités.Kitapo sy “gourde” volomboasary Tsy nisy indostria afaka namboatra azy ve teto ?

Nangotraka ny adihevitra mikasika ilay kitapo sy “gourde” miloko volomboasary voalaza fa avy amin’ny Filoham-pirenena mivady,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
Actualités.Taolambalon’ny Depiote Giscard Nentina niazo an’i Manakara omaly

Nofongarina omaly 22 aogositra 2022 ny taolam-balon’ny Depiote Andriano Giscard, ary nentina niazo an’I Manakara. Ity solombavambahoaka voafidy tany Manakara ity,

Hamaky ny tohiny
FTT