• Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.Talen’ny tranom-pirim-pirenena teo aloha Nihaona tamin’ny mpamatsy vola sy mpiara-miasa vahiny maro

Nihaona tamin’ny mpamatsy vola vahiny sy firenena matanjaka maro tany ivelany Randriamboavonjy Angelson, talen’ny tranom-pirim-pirenena teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.Ady amin’ny afo Andraikitry ny olompirenena rehetra, hoy ny INDRI

Ravan’ny afo ny alan’i Madagasikara, hoy ny INDRI na ‘’Initiative pour le développement, la restauration écologique et l’innovation”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.Ady amin’ny trafika sy fanararaotam-pahefana Nomen’ny Kaomorianina lesona ny Malagasy

Olona miisa 9 niakatra fitsarana ny herinandro teo, ka ny 5 voaheloka higadra 7 taona, ary ny 2 voaheloka 5 taona, 2 noahafahan’ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.Ramamonjisoa Florentin Pascal « Mety ho lafo Madagasikara raha omena zom-pirenena ny vahiny »

Nanao totoafo tato ho ato ny fanehoan-kevitra momba ilay lalana hodinihina eny anivon’ny Antenimieram-pirenena mikasika ny fanomezana zom-pirenena Malagasy ireo tera-tany vahiny eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.AKAMASOA Andralanitra 5 lahy nandroba « panneaux solaires »

Lehilahy miisa 5 no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Poste Avancé Manantenasoa ao amin’ny Akany Akamasoa Père PEDRO ny Sabotsy 29 Oktobra teo rehefa nangalatra panneaux solaires tao amin’ny Akany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.Faritra Vakinankaratra Ilay taiza an-trano ihany no nanolana ilay zazavavy kely

Tena tsy misy azo hitokisana intsony ny olona amin’izao. Ankoatra ireo dadatoa, anadahy, dadabe….

Hamaky ny tohiny
FTT