• Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Ambondromifehy RN6 Tsy manaiky fisamborana ireo mpitrandraka safira

Raikitra ny fanakan-dàlana nataon’ireo mpitrandraka safira tany amin’ny RN6 ny sabotsy teo. “Gidragidra be teto amin'ny lalam-pirenena faha-6, Ambondromifehy, anelanelan'Anivorano Nord sy Ambilobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Scandale » vaovao indray Loholona nikasi-tanana mpamily taxibe…

Niparitaka teny amin’ny tambazotran-tserasera ny faran’ny herinandro teo ny sarin’ny loholona IRD Atoa Rasolondratsimba Raymond fantatry ny maro amin’ny hoe: Raymond-Nala,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Tetezan’Ampasika Saika nisy maty ireo mpilomano mitsambikina…

Efa manomboka miditra tanteraka ao anatin’ny hafanana isika eto an-drenivohitra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Fiarovana ny ala sy ady amin’ny afo “Tsy dia azo itokisana firy i Madagasikara”

Marina fa iharan’ny fiovaovan’ny toetrandro ateraky ny firenena indostrialy i Madagasikara, hoy ny avy eo anivon’ny INDRI na “Initiative pour le développement, la restauration écologique et l’innovation”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Actualités.Fanolanana sy famonoana any Fleuryce Teratany Espagnol iray sy Malagasy telo any am-ponja

Tranga nampivarahontsana ny faran’ny herinandro ny fahafatesan’ny tovolahikely iray vao 7 taona antsoina hoe Fleuryce,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Actualités.Olan’ny Jirama Andrasana izay tena vahaolana matotra

Tale miisa 36 ao amin'ny orinasa Jiro sy rano malagasy na Jirama no hiakatra eny amin’ny PAC na ny “Pôles Anti-Corruption”,

Hamaky ny tohiny
FTT