Actualités

CENAM Andavamamba Nanofana mpanao asa-tanana 500 mahery


  • Talata 20 Desambra 2022

500 mahery ireo mpiofana momba ny asa-tanana navoakan'ny CENAM tamin'ity taona 2022. Natolotra azy ireo omaly ny mari-pamantarana mirakitra ny fahavitan'izy ireo fiofanana.

Ny CENAM dia ivotoerana iray izay eo ambany fiahian'ny ministeran'ny Asa-tanana sy ny Hai-tao. Ahitana lalam-piofanana marobe ao anatin'ny tari-panofanana izay atolotry ny CENAM. Hita ao ohatra ny fandrahoana sakafo, ny fanaovana mofo mamy isan-karazany, ny fanodinana hoditra, ny fampiasana ny tanimanga sy ny maro hafa ihany koa.
Nangonin'i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT