• Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Naivo Raholdina Miantso ny hampiharana ireo lalàna momba ny fananan-tany

Ny asan'ny solombavambahoaka eny amin'ny antenimieram-pirenena dia mitohy hatrany, hoy ny solombavambahoaka, Naivo Raholdina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Vehivavy polisy Tokony ho fitaratra eny anivon’ny fiaraha-monina

Tontosa omaly alakamisy teny amin'ny CC ESCA Antanimena ny vela-kevitra sy fampiofanana ireo mpikambana ao anatin'ny Fikambanan'ny Vadina Polisy sy Polisy Vavy na ny FI. Va. PO. VA .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Tetikasa MIRA Enti-miady amin’ny fanararaotana mamoafady

Tontosa omaly tetsy amin’ny Le Louvre Antaninarenina ny fampahafantarana ny tetikasa Mira izay iarahan’ny rafitra iraisampirenena ECPAT France miasa amin’ireo rafitra hafa avy any ivelany sy eto an-toerana toy ny Antanatohatra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Tetikasa AINTSOA Hiara-hiasa ny CUA ny ONG Gret ary ny Nutri’zaza

Hanatanteraka ilay tetikasa Aintsoa ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ho fitsinjovana ny mponina. Tsy nandeha irery anefa izy nandritra izany fa mifanome tanana miaraka amin’ny ONG Gret sy ny orinasa Nutri'zaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Actualités.Madagasikara 2023 Vinavinaina ho 4,2% ny fitomboan’ny harin-karena

Vinavinaina hiakatra 4,2% ny tahan’ny fitomboan’ny harin-karena amin’ny 2023. Ny fivoaran’ny toe-draharaha maneran-tany sy nasionaly dia nahazoana vinavina vaovao ho an’ny fitomboan’ny harikarena ho 4,2% ny taona 2022

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Actualités.Ambohimiandra Tratra nifoka rongony ny mpamily sy reseverana taxibe

Lehilahy miisa telo no saron’ny polisy avy ao amin'ny kaomisarian’ny boriborintany faharoa teny Ambohimiandra akaikin'ny villa berlin ny Alatsinainy 14 Novambra teo tokony tamin'ny 11 ora sy sasany rehefa nankafy nifoka rongony.

Hamaky ny tohiny
FTT