Actualités

Rongony Efa misy mivarotra eny amin’ny épicerie


  • Zoma 30 Desambra 2022

Efa misy mivarotra eny amin’ny toeram-pivarotana enta-madinika koa amin’izao ny rongony. Ramatoa iray mpivarotra

enta-madinika eny Ambohimalaza eny ary hikoizana amin’ny fivarotan-drongony eny an-toerana no tra-tehaky ny zandary, avy ao amin’ny tobim-paritra Ambohimalaza ny andron’ny krismasy 25 desambra teo. Fahazoan-dalana avy amin’ny fitsarana no nahafahan’ireto farany nisava azy. Tratra niaraka tamin’ireo namany 3 hafa io Ramatoa io izay tsiahivina fa nahitana rongony iray fonosana tokoa. Nilaza moa ity Ramatoa ity fa mpivarotra iray teny Antehikiady, fokontany Fiadanana no nanome azy ireo zava-mahadomelina ireo.
Pati
Legende : Nandritra ny fisavana ilay toerana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT