• Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Ketakandriana Lehiben’ny Transparency eto Notorian’ny matretre amin’ny fanondranana “litchis”

Taorian’ny ampamoakan’ny TI-IM (Transparency International - Initiative Madagascar) momba ny ahiahina kolikoly avo lenta momba ny fanondranana “litchis”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Tao anatin’ny 48 taona Nihena 69% ny salan’isan’ny biby misy hazon-damosina teto

Araka ny tatitra mitondra ny lohahevitra “Planète vivante 2022 izay navoakan’ny Sampan-draharaha maneran-tany momba ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny zavaboary na ny WWF,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Trangam-piainana Zazavavy kely 3 taona nisy nanary tao anaty taxibe

Tena sarotra ny fiainana. Mahavita manaotao foana mihitsy Ramalagasy vokatr’izany eny fa na dia ho an’ireo Reny niteraka nitondra folo volana an-kibo aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Kaominina Antananarivo renivohitra Hiara-kiasa amin’ny fikambanana, hihaino ny olan’ny vahoaka

Na dia mahatratra 300 isa aza ireo mpiasa eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra dia fantatra fa tsy maharaka ny asa tokony hatao amin’ny fanatsarana ny tanàna sy ny fiainan’ny mponina ao aminy izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Tanora mpianatra mifoka rongony Maro ireo Ray aman-dReny eny Mahamasina sy Amparibe

Maro ireo Ray aman-dreny sy sekoly mametraka fitarainana eny anivon’ny Polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina eny Anosy amin’izao noho ny hafitsok’ireo tanora sy mpianatra mifoka rongony

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.67 ha Atsimo Raikitra ny sakoroka, nirefotra ny lakrimozena

Raikitra ny sakoroka tetsy 67 ha Atsimo omaly. Mikasa hanangana trano eo amin'ilay antsoin’ireo fokonolona hoe Tahala maitso na "Espace vert" ao afovoan'ny tanàna na “Cité”

Hamaky ny tohiny
FTT