• Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Pavillon Analakely « Foana ny biraon'ny FIMPIVAMI… »

Nivory tetsy amin’ny hotely Rainilovy Analakely omaly ireo mpivarotra etsy amin’ny pavillon Analakely. Ny 95%-n’izy ireo no tonga nanotrona izany fivoriana izany izay marihina fa tsy hanaiky ny SMGD hatramin’ny farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Mpampanjana-bola Mitaraina ho tsy misy mpanjifa firy intsony

Tsy mandeha intsony ny asan’ireo mpampanjana-bola amin’izao. Raha araka ny fantatra anefa dia fianakaviana am-polony no mivelona amin’izy io eto an-drenivohitra ka misy ireo efa nanao izany tany amin’ny 20 taona lasa tany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Tsaratanana Andohan’Ilakaka Vehivavy roa maty latsaka tao anaty vovo

Tsy mety mihitsy ny manitsaka ireny vovon-drano ireny avy eo ambony indrindra fa raha efa tranainy ilay hazo natao sarony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Andry Rajoelina Nanamafy ny antso famatsiam-bola ara-tontolo iainana

Nandray anjara tamin'ny hetsik'ireo mpitarika mitondra ny lohahevitra "accélérer l'adaptation en Afrique", izay nokarakarain’ny Vondrona Afrikanina, sy ny Banky Afrikanina ho an’ny Fampandrosoana (BAD) ny Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref “Anaovy spectacle ny lalana Ifanadiana-Ikongo raha mafy”

Raha resaka onitra momba ny fanimbana tontolo iainana izany dia firenena toa an'i “Seychelles” no manana rariny hitaky izany, hoy ny mpanao politika, Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref, satria ry zareo tsy mpanimba.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Tsimialonjafy Mahamasina Ahiana hampidi-doza ny andrin-jiro iray

Nangataka fandraisana an-tanana na “intervention” farany izay maika avy amin’ny JIRAMA ny olom-pirenena iray omaly fa misy andrin-jiro iray tapaka ary atahorana hampidi-doza eny Tsimialonjafy Mahamasina eny.

Hamaky ny tohiny
FTT