• Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Kaominina Antananarivo renivohitra Hiara-kiasa amin’ny fikambanana, hihaino ny olan’ny vahoaka

Na dia mahatratra 300 isa aza ireo mpiasa eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra dia fantatra fa tsy maharaka ny asa tokony hatao amin’ny fanatsarana ny tanàna sy ny fiainan’ny mponina ao aminy izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Actualités.Tanora mpianatra mifoka rongony Maro ireo Ray aman-dReny eny Mahamasina sy Amparibe

Maro ireo Ray aman-dreny sy sekoly mametraka fitarainana eny anivon’ny Polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina eny Anosy amin’izao noho ny hafitsok’ireo tanora sy mpianatra mifoka rongony

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.67 ha Atsimo Raikitra ny sakoroka, nirefotra ny lakrimozena

Raikitra ny sakoroka tetsy 67 ha Atsimo omaly. Mikasa hanangana trano eo amin'ilay antsoin’ireo fokonolona hoe Tahala maitso na "Espace vert" ao afovoan'ny tanàna na “Cité”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Sendikan’ny mpiasan’ny JIRAMA  « Esory ny minisitra Andry »  « Tsy mandray baiko aminy intsony izahay »

Mihenjan-droa tanteraka ny tady eo amin’ny Minisitry ny angovo sy ny Akoran’afo Andry Ramaroson sy ny sendikan’ny Mpiasan’ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Jean Nirina Rafanomezantsoa “Aza potehina ny tanora nama a !”

Tsy raikitra moa ny baolina ny alahady teo, hoy ny filohan’ny Hafari malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa, naneho ny alahelony noho ny fanakanana ny fitokanana ny kianja Surprise Anosizato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Taom-piotazana letisia 2022 1075 ireo nahazo fahazoan-dalana

Nisokatra omaly tolakandro ny taom-piotazana letisia 2022 ho an’ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo raha toa ka efa tamin’ny alahady 20 novambra izany ho an’ny Faritra Atsimo Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
FTT