• Alakamisy 29 Jona 2023
Actualités.Miarinarivo Hasiam-panamboarana ny EPP Est hôpital

Efa azo lazaina ho antitra ihany ny sekoly ambaratonga fototra ao atsinanan’ny hopitaly ao Miarinarivo, Faritra Itasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2023
Actualités.Zava-doza tany Ambatosoratra Ny ray aman-dreny variana nifety, zanaka efa maty ho hita

Nampalahelo sy nandratra fo ny zava-nitranga tao Ambatosoratra nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Actualités.Herinaritry ny Jirama Afaka mandeha ara-dalàna ihany rehefa fety

Nanamarika ny fiainana andavanandro tao anatin’izao fitondrana Rajoelina izao ny delestazy mandavan-taona. Marina fa mety nisy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Actualités.Minisitry ny fitsarana “Ara-dalàna ny fandefasana an’i Philippe François any Frantsa”

Ny faran’ny herinandro lasa teo no navotsotra noho ny fifanarahana teo amin’ny Fitondrana Malagasy sy ny Fitondrana Frantsay ilay Kolonely Frantsay misotro ronono Philippe François,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Actualités.Fanakorontanana lanonana Enin-dahy no nosamborina tany Toamasina

Tovolahy miisa 06, 14 ka hatramin'ny 20 taona no nosamborin’ny Polisy miasa ao Toamasina ny alin’ny 25 Jona teo tokony tamin'ny 09 ora sy sasany rehefa nanakorontana nitora-bato mpijery lanonana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Actualités.Raharaha MBS Notebahan-dRavalo imaso imaso ny minisitra Lalatiana

Notebahan’i Marc Ravalomanana imasom-bahoaka ny Minisitry ny serasera Rtoa Lalatiana Rakorondrafy izay teo anoloany omaly, nandritra ny famoriana ireo mpanao politika notarihin’ny CENI.

Hamaky ny tohiny
FTT