- Alakamisy 03 Aogositra 2023
Actualités.Fitakiana famotsorana gadra Nanome fe-potoana 5 andro ny mponin’i Mangalaza
Nitohy omaly ny fitakian’ny fokonolona avy any Managalaza tao Ambatondrazaka ny famotsorana ireo olona 6 naiditra am-ponja vonjimaika noho ny raharaha fitsaram-bahoaka niseho herintaona lasa izay.
Hamaky ny tohiny
