• Alarobia 25 Oktobra 2023
JIRO SY RANO TAPA-DAVA. Mahita hialana bala foana ny JIRAMA

Tsy nijanona afak’omaly ihany fa mbola nitohy hatramin’ny omaly Talata ny fahatapahan’ny jiro sy rano nanerana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2023
Manome 72ora ny SSM. Ahiana hikatso ny asam-panjakana manerana ny Nosy

Miantso vahaolana ao anatin’ny 72 ora ny Firaisankinan’ny Sendika eto Madagasikara na ny SSM eo anatrehan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2023
Sendikan’ny administratera sivily. “Aravony io krizim-pifidianana io, ny vahoaka no ho tratra farany!”

Ny fivoriambe na “Assemblé général” no rafitra fara-tampony amin’ny sendika, hoy ny Sendikan’ny administratera

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2023
Fahasalamana, fampivoarana ny saina,... Tena isan’ny manampy ny fihinanana chocolat

Resahina hatrany fa isan’ny manampy ny ankizy indrindra fa ny mpianatra amin’ny fivoaran’ny sainy ny sakafo homena azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2023
Ravinala Airports. Miraradraraka ny mari-pankasitrahana

Manao tohivakana ny mari-pankasitrahana azon’ny orinasa Ravinala Airports.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2023
ANTANANARIVO RENIVOHITRA. Miala any indray ny rano be

Mbola tsy fotoam-pahavaratra akory diab efa faritra maro eto ann-drenivohitra no dibo-drano

Hamaky ny tohiny
FTT