• Talata 12 Novambra 2024
Ambany tanàna miray. «Tokony handroso i Madagasikara raha miray hina!»

Tokony handroso i Madagasikara raha miray hina, hoy ny Ambany tanàna miray na ATM!

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2024
DEPIOTE NARSON RAFIDIMANANA-OLAN’NY JIRO. « Tsy tokony hanana olana ny fanjakana fa tsy mihaino »

Tena mijaly amin’ny fahazoana herinaratra sy rano fisotro madio ny mponina eto

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2024
Delestazy mihena mandra-pahalany ny vola…. Tsy afaka mirehareha ny mpitondra satria adidiny io !

toy ny serasera efa heno foana avy amin’ny Fanjakana, ambany dia ambany ary tsy mbola niakatra ny famokarana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2024
Mponin'Anosipatrana. Nisitraka Jiro solaire, raikitra ihany koa my AMA

Naverin'i Tahina Razafinjoelina teny Anosipatrana indray omaly fa matoa izy izay mitsidika toerana iray

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2024
ANTOKO AREMA. Nankalaza ny tsingerin-taona nahaterahan’ny Amiraly

Notanterahana teny amin’ny Kaominina Ambavahaditokana afak’omaly Sabotsy 09 Novambra ny lanonana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2024
Volamenan’i Madagasikara. Hapetraky ny BFM amin’ny banky any ivelany izay voadio

Nanapa-kevitra ny hitazona ny taha amin’ny "facilités permanentes" ho tsy miova, izany hoe 9,50 %

Hamaky ny tohiny
FTT