• Talata 20 Aogositra 2024
Kolikoly mandetika Firenena. Ampangain’ny zava-misy hatrany ny mpitondra…

Tsy nahomby ny paikadim-pirenena momba ny ady amin’ny kolikoly na ny SNLCC (Stratégie Nationale de Lutte contre la Corruption) 2015-2025,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Foibe Fitatanan-draharaha momba ny hetra. « Aloavy ny hetra raha te ho kandida ben’ny tanàna »

Tapa-bolana tsy hanombohan’ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo kandida izay tsy misy afa-tsy dimy andro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Mpiala sasatra tao Toamasina. Nanjavona tao anaty Hotely ny volabe sy ny finday avo lenta

Tao amina hotely iray any Toamasina, tsy hita ny finday sy ny kitapo nipetraka teo amin'ny «table de nuit»

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Asa soa any Toliara. Teratany tiorka iray no nosamborina

teratany tiorka iray antsoina hoe Ahmet Temel, filohana fikambanana mpilatsaka an-tsitrapo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024
Fikorontanan’ny toetry ny andro. Niova ny kalitaon’ny voanjon’Itasy

Nigagana mihitsy fahiny ny habe sy hahatsaran’izany voanjon’Itasy izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024
BNGRC sy ny CRM. Miara-miasa akaiky amin’ny fitantanana loza sy tandindon-doza

Miara-miasa akaiky amin’ny BNGRC na ny Birao mahaleo tena iadiana amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT