• Alatsinainy 05 Mey 2025
Atandrokaomby, Farafangana. Lehilahy iray no hita faty amoron-drano

Lehilahy iray no hita faty amoron-drano tao Atandrokaomby, Farafangana, 3 km

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2025
Fiara raitra 16 avy amin’ny sinoa. Inona tambiny ? Takalon’ny harem-pirenena ?

Nanolotra fiara marika Hongqi H9 2.OT miisa 16 ny Firenena sinoa ho fanomanana ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2025
Madagasikara nandray ny COI. Nalain'ireo firenen-kafa baraka an-kolaka

Isan'ny mbola manako eny anivon'ireo matoam-baovao anatin'ny firenena malagasy sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2025
SSM, fanamarihana ny fetin’ny asa. « Ataovy 100 dolara ary ny karama farany ambany »

Samy nanao filaharana naneho ny fitakiana nitety toerana maro ny sendika samihafa omaly ;

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2025
Fampihorohoroana, fanamelohana, fanagadrana. Mahita faisana ireo mpitarika sendika, mpitarika fihetsiketsehana,…

Nivoaka omaly 29 Aprily 2025 ny didim-pitsarana niampangana ny filohan’ny sendikan’ny paramedy, Rakotoarilison Armand.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2025
Dr Pierre Michel Ralaivelo. «Mila mampiasa ny tekinolojia am-pelantanantsika isika»

Sarotra ny hilaza fa tsy nahitàna tombontsoa ny fiaraha-miasa teo amin’i Madagasikara sy Frantsa

Hamaky ny tohiny
FTT