- Talata 25 Novambra 2014
Actualités.Vangaindrano Ravan’ny polisy ny tambajotra mpamaky trano
Fito taona ny zandriny indrindra, misy mpivady. Ravan’ny polisy ny tambajotra mpamaky trano ao Vangaindrano
Hamaky ny tohinyFito taona ny zandriny indrindra, misy mpivady. Ravan’ny polisy ny tambajotra mpamaky trano ao Vangaindrano
Hamaky ny tohinyRaikitra ny gidra omaly naraina tao Sanfily Toliara ka olona efatra no naratra, vadintany ny iray izay bongo maso voatifitry ny totohondry, raha ny mpanampy azy roalahy naratra voadaroka rovitra hatramin’ny ankajony mihitsy.
Hamaky ny tohinyMiitatra manao tohivakana hatrany ny ady tany mahavoatonona ny orinasa Filatex eto an-drenivohitra sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyDahalo 1 500 lahy indray koa izao no tapa-kevitra fa hiala amin’ny ratsy fanao, ka hifanome tanana amin’ny mpitandro ny filaminana hamerina ny fandriampahalemana any amin’iny Distrikan’i Miandrivazo iny.

Hamaky ny tohinyMiharihary eny ihany ny maha zanaky ny tetezamita ny fitondrana mijoro ankehitriny. Be filaza ! Hafa ny lazain’ny vava, hafa ny ataon’ny tanana
Hamaky ny tohiny