• Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Fianakaviamben’ny CNaPS Namboly hazo 4500 fototra tany Miarinarivo

Taorian’ny fihaonam-be notontosain’ny CNaPS teny amin’ny CCI Ivato ny herinandro lasa teo dia nofaranana tamin’ny fambolan-kazo tany Miarinarivo Itasy ny hetsika nokarakarain’ny Tahirim-pirenena ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Fjkm Ambatondrazaka Fitiavana Natao veloma ny mpitandrina Randriamalalaharisoa Jules

« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho … ». Izany tenin’Andriamanitra notsongaina tao amin’ny Epistily faharoa ho an’i Timoty toko faha-4 andininy fahafito izany no finidin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Fjkm Ambatondrazaka Fitiavana Natao veloma ny mpitandrina Randriamalalaharisoa Jules

« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho … ». Izany tenin’Andriamanitra notsongaina tao amin’ny Epistily faharoa ho an’i Timoty toko faha-4 andininy fahafito izany no finidin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Fangalarana entana anaty fiara Jiolahy 5 voasambotry ny polisy

Anisan’ny nahazo vahana tao Mahajanga ny halatra entana ao anatin’ny fiara ary efa maro no efa tratra. Tovolahy tsy ampy taona no tena matetika mpanao an’io asa ratsy io. Fiara iray ana teratany karana no lasibatr’ireo jiolahy ny 15 janoary teo teny amin’ny tranombarotra Concorde Mahabibo tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro teo ary nahaverezana vola mitentina 15 000. 000 ariary sy finday ary antontan-taratasy maro samihafa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Fanaovam-beloma farany an’i Félicien Nahasarika olona maro be

Olona maro be, nahitana olon-tsotra (tanora amin’ny ankapobeny), mpanakanto, manampahefana no nanjohy ny fiara nitondra ny vatana mangatsiakan-dRakotomalala Félicien mandra-pivoakany an’Antananarivo omaly maraina. Nitohana ny fifamoivoizana teny Anosy, Andrefan’Ambohijanahary, Soanierana, Ankadimbahoaka, Tanjombato noho izany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Janoary 2015
Actualités.Fikambanana miaro ny zon’ny mpanjifa Naharay fitarainana 70 tamin’ny 2014

Herintaona mahery izay no nijoroan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa tao amin’ny faritra Boeny dia efa hita sahady ny fomba fiasan’ity fikambanana mpamaha ny olan’ny vahoaka madinika ity. 70 mahery ireo fitarainana voaray ka ny 90°/° amin’izy ireo dia resaka ady tany avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT