- Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.« Gare routière » Mahajanga Tsy ekena ny fanesorana mpiasa
Niteraka savorovoro tao anatin’ny toby fiantsonana Aranta ny fivoahan’ilay fitsipika vaovao mifehy ny toby avy amin’ny tompon’andraikitry ny fitaterana sy ireo filohan’ny kaoperativa rehetra manerana ny nosy.
Hamaky ny tohiny