- Alatsinainy 14 Septambra 2015
Actualités.Fifampitifirana tany Betroka Kapiteny zandary iray maty
Maty omaly tolak’andro tao Ihosy ny kapiteny Falihery, komandin’ny kaompanian’ny zandary ao amin’ny Distrikan’i Betroka.
Hamaky ny tohinyMaty omaly tolak’andro tao Ihosy ny kapiteny Falihery, komandin’ny kaompanian’ny zandary ao amin’ny Distrikan’i Betroka.
Hamaky ny tohinyNifandona tamina andiana dahalo miisa 400 mahery tao Mangalahily, tanàna ao amin’ny Kaominina Ivahona ao amin’ny Distrikan’i Betroka ny andiana zandary nentin’ity kapiteny ity sy ny miaramila izay nalefa hampandry tany any Betroka amin’izao fotoana izao
Hamaky ny tohinyFifampitifirana tany Betroka Kapiteny zandary iray maty
Hamaky ny tohinyMitohy ny dian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana any Korea Atsimo. Raha niompana tamin’ny toekarena ny dia tatsy Maorisy sy Danemark dia niitatra amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena izany any Séoul
Hamaky ny tohinyTsy kely lalana ny ratsy. Misy manao lahasa mitety lanonana na fandevenana mihitsy manatanteraka izany
Hamaky ny tohinyMiantsona mandritra ny herinandro ao Antsiranana ny sambo mpiady espaniôla «Galicia»
Hamaky ny tohiny