- Talata 22 Desambra 2015
Actualités.Mitaky 1,5 tapitrisa “euros” Manome 24 ora ireo mpaka an-keriny
Nivoatra haingana ny toe-draharaha mikasika ilay fakana an-keriny zaza tsy ampy taona roa mianadahy nitranga tao Toamasina,
Hamaky ny tohinyNivoatra haingana ny toe-draharaha mikasika ilay fakana an-keriny zaza tsy ampy taona roa mianadahy nitranga tao Toamasina,
Hamaky ny tohinyNatao nipoapoaka ny serasera mahakasika ny fiaraha-miasan’ny mpitatitra sy ny fanjakana, telo taona lasa izay,
Hamaky ny tohinyNatao nipoapoaka ny serasera mahakasika ny fiaraha-miasan’ny mpitatitra sy ny fanjakana, telo taona lasa izay, volana desambra nialoha ny fetin’ny Noely toy izao, fa dia ho avy ny “Bus”
Hamaky ny tohinyAndro sisa isaina dia hivalona ho tantara ny taona 2015. Matroka ny hoavy, raha tarafina amin’ny zava-nitranga sy niainana nandritra ity taona 2015 ity.
Hamaky ny tohinyMiisa 35 mianadahy ahitana vehivavy 16 ireto andiany voalohany “Lomagnorano”notolorana ny “certificat” ny fahavitan’izy ireo ny fianarana anaty efitrano momba ny fitsaboana teo anivon’ny oniversiten’i Toamasina Barikadimy,
Hamaky ny tohinyTsy vitan’ny mahantra intsony ny Malagasy fa tena mijaly sy ory, hoy ny Vondron’Olon-Tsotra nandritra ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny «Etoile Rouge» Ampasika omaly.
Hamaky ny tohiny