• Alatsinainy 16 Jona 2025
FAMPIVOARANA ARA-TOEKARENA. « Tokony hamoraina sy tohanana ny famoronana orinasa »

Mbola tafiditra anatin’ny Firenena izay mbola sarotra ny fikarakarana taratasy i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
MPANAO MOFOMAMY. Naverina fotsiny ny kaomandy noho ny delestazy

Naverina fotsiny ny kaomandina mofomamy noraisin'ireo mpanao mofomamy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2025
Samy manana ny manahirana azy…. Nofohazin-dRajoelina ny fananganana hotely « 5 étoiles » dimy

Nanokatra ny fampiratiana ara-pizahatany ITM (Iternational Tourism Fair) andiany faha-11 ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2025
Famarinan’olona sy asa any ivelany. Lalàna no maika sa famoron’asa sy fanatsarana ny toekarena eto ?

Anisan’ny navoitran’ny Praiminisitra Ntsay Christian omaly teny amin’ny Antenimierampirenena ny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2025
Nitsangana tamin’ny maty fony 10 taona. Velona soa aman-tsara saingy moana ilay renim-pianankaviana

Renim-pianakaviana iray monina eny Fenoarivo Atsimondrano eny no fantatra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2025
Randrana sendikaly. «Tsy afa-miala bala amin’ny Jirama ny minisitry ny angovo!»

Na ny ao amin’ny JIRAMA aza izao izany dia milaza fa hatramin’ny faran’ny taona

Hamaky ny tohiny
FTT