- Alarobia 20 Aprily 2016
Actualités.ANDOHARANOFOTSY
Nitrangana savorovoro teny Andoharanofotsy-Antananarivo Atsimondrano omaly noho ny hetsika nataon’ny kaominina handaminana ny tanàna ka nanesorana ireo mpivarotra amoron-dalana.
Hamaky ny tohinyNitrangana savorovoro teny Andoharanofotsy-Antananarivo Atsimondrano omaly noho ny hetsika nataon’ny kaominina handaminana ny tanàna ka nanesorana ireo mpivarotra amoron-dalana.
Hamaky ny tohinyNy zandary prinsipaly kilasy voalohany Mananjara Joelison, indray no namoy ny ainy teo am-perinasa tsy fantatra intsony hoe faha firy tao anatin’ny firy volana izay.
Hamaky ny tohinyLehilahy roa 26 sy 18 taona mpanao fanafihana mitam-piadiana eny amin’iny faritra Ankorondrano sy ny manodidina iny no voasambotry ny
Hamaky ny tohinyAnisan’ny mampitaraina fatratra ny mponina teto Antananarivo Renivohitra teo aloha teo ny fivangongoan’ny fako tetsy sy teroa
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly talata teny amin’ny Birao fiasan’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka Anosy ny lanonana famindram-pahefana teo amin’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka teo aloha,
Hamaky ny tohinyTsy mbola voavaha ny olan’ny kere any amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara. Ny tsy fahampian-drano no tena mbola olana ho an’ny mponina ka tsy ahafahana mamboly
Hamaky ny tohiny