• Alarobia 01 Martsa 2017
Actualités.Fanalam-baraka anaty facebook Olon'ny fitondrana no ao ambadika ?

Sesilany ny fanalam-baraka sy ny fanehoana teny mamoafady tao anaty vondrona facebook iray fantatra amin’ny anarana hoe “Ndao handalina politika avo lenta”, saingy toa afa-maina sy iniana tsy resahina ny momba ny mpandrindra io vondrona iray io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2017
Actualités.JEAN NIRINA - Hafari Malagasy Enim-bolana an-tranomaizina no saziny

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mikasika ireo karazana raharaha nanenjehana ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina ka nitazonana azy am-ponja vonjimaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2017
Actualités.Vahoakan’i Befandriana May trano, voadaroka, ho tsaraina...

Mbola raharaha mafana sy mitana ny sain’ny maro ny savorovoro tany Befandriana Avaratra. Raha ny vaovao farany azo omaly, dia niakatra fitsarana tao Antsohihy omaly ireo olona 31 voarohirohy tamin’ity raharaha ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2017
Actualités.Lehiben’ny mpitandro ny filaminana Tsy azo kitikitihina ?

Tao anatin’ny herintaona (2016) dia tsy nahavita nandrafitra politikan’ny fandriampahalemana sy fampandrian-tany ary fandaminana ny fiarahamonina mba isorohana sy hanafoanana ny fitsaram-bahoaka ny fitondrana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2017
Actualités.Fanalam-baraka anaty facebook Olon'ny fitondrana no ao ambadika ?

Sesilany ny fanalam-baraka sy ny fanehoana teny mamoafady tao anaty vondrona facebook iray fantatra amin’ny anarana hoe “Ndao handalina politika avo lenta”, saingy toa afa-maina sy iniana tsy resahina ny momba ny mpandrindra io vondrona iray io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2017
Actualités.Sendikan’ny mpampianatra Tezitra amin’ny minisitera

Tapaka tanteraka ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny sendikan’ny mpampianatra malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT